|
|
|
|

Entry1  avaratra atsinanana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  avaratra, atsinanana
Examples  4  [2.643#141] Avaratra atsinanana avy eto Andriba, hoy izy
5  [2.606#68] Ranitina ny lohany ary atsatoka eo avaratra atsinanan' ny tranon'ny mpisoro
Vocabulary  6  Space

Updated on 2025/07/29